Voatery nakatona noho izany io sekoly io, ary efa nafindra ny entana sy ny fitaovana. Voalaza fa nanomboka ny taona 1976 no nampanofain'ny Katolika mba hianaran'ireo kilonga ny trano ary ny CUA na ny Kaominina Antananarivo Renivohitra no voalaza fa mandoa ny hofany aminy. Efa an-taonany anefa no tsy voaloa intsony izany hofany izany, ka izao niafara amin'ny fanakatonana izao. Mety hafindra amin'ireo sekolim-panjakana ireo mpampianatra. Ho aiza ny zanakay ? hoy kosa ireo raiamandreny.
Toky R
Raha efa nivoaka ny valim-panadinana bakalorea tany amin’ireo faritany 3 ahitana an’I Fianarantsoa izay 57,89% ny taham-pahafahana, Antsiranana 66,32%,
Hiakatra fitsarana anio ny raharaha fanakorontanana ny fanadinam-panjakana bakalorea, tamin’ny alalan’ny fanapariahana sy fivarotana laza adina.
Notolorana ny diplaoma “Docteur Honoris Causa” mariboninahitra lehibe eo amin’ny tontolon’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa ny Pr Jonah Ratsimbazafy,
23 taona nampianarana teny amin’ny oniversite sy nampianarana ny informatika aho hoy i Tahina Razafinjoelina , raha nihaona tamin’ireo tanora mpianatra tao Fianarantsoa sy Antsirabe izy,