airtel

Fandriampahalemana

13-juil-2023

Fandriampahalemana

Masombahiny – Ambohimalaza Lehilahy 35 taona tratra namaky trano

Sample post image

Lehilahy iray 35 taona no fantatra fa tratra namaky trano tao Andranomahavelona, Masombahiny - Ambohimalaza ny

13-juil-2023

10 jolay lasa teo tokony ho tamin’ny 02 ora folakandro. Vokatry ny fiaraha-misalahy teo amin'ny fokonolona sy ny zandary avy ao amin'ny borigadin’Ambohimalaza no angady nananana sy vy nahitana izany. Tratra teny amin’ity tovolahy ity nandritra ny fisamborana azy ny fahitalavitra 21" miisa 01, Radio 01, vilany miisa 05 ary telecommande miisa 02. Mbola tratra teny aminy ihany koa ireo fitaovana fitondrany mandeha mamaky trano toy ny maritoa, ny barre à pince ary ny tournevis.
Nangonin’i Pati
Legende : Efa eo am-pelatanan’ny mpitandro ny filaminana ilay mpangalatra
 

Dans la même rubrique