Tanandava andeha Ambatovy tokony omaly hariva tamin’ny 3 ora sy 20 minitra teo ho eo, raha ny fampitam-baovao voaray. tamin’ny 4 ora, izany hoe 40 minitra taorian’io, dia mbola tao ambany kamiao ny razana, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany. Andrasana moa ny tohin’ny fanazavana fa raha ny tazana avy lavitra aloha dia tena lozam-pifamoivoizana mahatsiravina tokoa no nitranga. Nipitika tafasaraka aman-tena ny tanan’ilay ramatoa ary niboraka vokatry ny hitsak’ilay kodiaran’ny kamiao ny tsinainy.
J. Mirija
Mbola voapoforo indray ny maha kitoatoa ny fitantanana sy fandrafetana ny laharampahamehana. Tsy mikorisa hatreto ilay lamasinina eto Antananarivo anstoina hoe Train Urbain.