hoy i Rajery, fa mpanakanto tsotra. Miezaka mitondra sy mampiseho eran-tany ny hatsaran’i Madagasikara sy ny kolontsaina ara-mozika aho, hoy izy. Hivoaka amin’ny faran’ity volana aogositra ity eto Madagasikara ny rakikira vaovao mitondra ny lohateny hoe “Fito”. Miisa 9 kosa, hoy hatrany ny fanazavany, ireo hira ho heno anatin’ny rakikira. “Alamino”, “Omby”, “Machine”, “Amorom-patana”,”Doum tarara”, “Tsapiky”, “Soatoavina”, “Anatra roa”, “Tsiky”, ireo moa no lohatenin-kira voarakitra ao anatin’ny “Fito”.
J. Mirija
Fifidianana Filohan’ny Repoblika : olona iray ihany no ho lany, an’arivony hafa himenomenona, hanendrikendrika, hilahadahatra an-dalambe.
Mpiara-mianatra in-dray mihira na “promotion” iray izahay, hoy ny filoha tale jeneralin’ny orinasa mpamokatra horonantsary Mendrika project, Andrianina Ravel,
Nieritreritra aho : inona tokoa no tokony ho lehibe kokoa, ny fisamborana, noho ny ahiahy kolikoly, ny mpiara-miasa amin’ny Filohan’ny Repoblika ve ;