airtel

kolontsaina

30-juin-2023

kolontsaina

Artista hitondra tolo-dalàna Nasain’ny antenimierandoholona miverina anio

Sample post image

Nasain’ny teo anivon’ny antenimieran-doholona miverina anio ireo artista hitondra tolo-dalàna ho dinihina tetsy

30-juin-2023

amin’ity lapa maitson’Anosikely ity omaly. Miverena rahampitso, hoy ny tomponandraikitra teny an-toerana, raha ny tatitra nataon’ny mpanakanto, Rossy. Rehefa nanontaniana, hoy ity mpanakanto ity, ny antony dia hoe hiatrika ireo depiote ny minisitra. Dia hiverina rahampitso (TTF: anio) fa tsy misy olana, hoy hatrany i Rossy.

J. Mirija
 

Dans la même rubrique

18-août-2023

Fifidianana Filohan’ny Repoblika : olona iray ihany no ho lany, an’arivony hafa himenomenona, hanendrikendrika, hilahadahatra an-dalambe.

Card image cap
17-août-2023

Mpiara-mianatra in-dray mihira na “promotion” iray izahay, hoy ny filoha tale jeneralin’ny orinasa mpamokatra horonantsary Mendrika project, Andrianina Ravel,

Card image cap
17-août-2023

Nieritreritra aho : inona tokoa no tokony ho lehibe kokoa, ny fisamborana, noho ny ahiahy kolikoly, ny mpiara-miasa amin’ny Filohan’ny Repoblika ve ;

Card image cap