Ny ratra mety sitrana. Ny alahelo mbola hisava. Ny fery tsy maintsy ho maina. Manàna finoana fa tsy maintsy tafita isika vahoaka malagasy. Tsy hamela antsika vahoakany irery izany Andriamanitra fa tsy maintsy hampandresy an'izay matoky sy mahatoky azy izy. Aza mitonona ho mpanao politika raha ny fitiavan-tena sy kajikajy hampetipety ny fiainanao no hilazanao fa tia tanindrazana! Tsy rariny amiko raha ny fikendrena hanam-be no lazaina fa fitiavan-tanindrazana. Andao ny firenena no tsinjovina ary ny soa iombonana no katsahina, hoy hatrany ity mpanao politika ity.
J. Mirija
Fifidianana Filohan’ny Repoblika : olona iray ihany no ho lany, an’arivony hafa himenomenona, hanendrikendrika, hilahadahatra an-dalambe.
Mpiara-mianatra in-dray mihira na “promotion” iray izahay, hoy ny filoha tale jeneralin’ny orinasa mpamokatra horonantsary Mendrika project, Andrianina Ravel,
Nieritreritra aho : inona tokoa no tokony ho lehibe kokoa, ny fisamborana, noho ny ahiahy kolikoly, ny mpiara-miasa amin’ny Filohan’ny Repoblika ve ;