izay nokarakarain’ireo pretran’ny fikambanan’ny relijiozy sy ny laika teo anivon’ny Ekar Md Joseph Mahamasina ny sabotsy 22 aprily lasa teo. «Pretra mihira» no lohateny nentina tao anatin’izany. Hira miisa 26 no niarahana nikalo tamin’io andron’ny sabotsy io, raha ny fanazavana nentin’ny Mompera Frédéric. Nambarany ihany koa fa natao izao hetsika izao ho fanentanana ny olona ho tia ny tontolo iainana ary hiaro sy hitandro izany. Nandritra ny hetsika ihany koa no nanentanan’ireo Pretra ny hanamarinan’ny olompirenena ny anarany ao anatin’ny lisi-pifidianana, hoy hatrany ny fampitam-baovao voaray.
J. Mirija
Fifidianana Filohan’ny Repoblika : olona iray ihany no ho lany, an’arivony hafa himenomenona, hanendrikendrika, hilahadahatra an-dalambe.
Mpiara-mianatra in-dray mihira na “promotion” iray izahay, hoy ny filoha tale jeneralin’ny orinasa mpamokatra horonantsary Mendrika project, Andrianina Ravel,
Nieritreritra aho : inona tokoa no tokony ho lehibe kokoa, ny fisamborana, noho ny ahiahy kolikoly, ny mpiara-miasa amin’ny Filohan’ny Repoblika ve ;