Etsy amin’ny akanin-jazavavy Behoririka no hanatontosana izany ary isan’ny natao hanandratana ny vita malagasy izy ity, raha ny fanazavana. Araka izay anarana izay dia talenta na vokatra malagasy maro no ho hita eny an-toerana, indrindra, asa tanana vita malagasy. Eo koa ireo fanaingoana efitrano isan-karazany toy ny hosodoko sy sikotra, raha ny fanazavan’ny isan’ireo mpandray anjara hatrany.
J. Mirija
Fifidianana Filohan’ny Repoblika : olona iray ihany no ho lany, an’arivony hafa himenomenona, hanendrikendrika, hilahadahatra an-dalambe.
Mpiara-mianatra in-dray mihira na “promotion” iray izahay, hoy ny filoha tale jeneralin’ny orinasa mpamokatra horonantsary Mendrika project, Andrianina Ravel,
Nieritreritra aho : inona tokoa no tokony ho lehibe kokoa, ny fisamborana, noho ny ahiahy kolikoly, ny mpiara-miasa amin’ny Filohan’ny Repoblika ve ;