Ny alin’ny 8 jolay izao io fampisehoana anaty trano iarahana amin’ireto kintana iraisampirenena ireto io. Fanararaotra io, hoy izy mirahalahy ireto, ao anatin’izao fandalovanay eto an-tanindrazana izao ary tena tsy hanam-paharoa. «Malagasy queen», «Avelao», «Toi et moi», «Babonao», santioanan’ireo hira tsy afaka am-bavanao mbola atao manakoako ao, hoy hatrany ny fampitam-baovao.
J. Mirija
Fifidianana Filohan’ny Repoblika : olona iray ihany no ho lany, an’arivony hafa himenomenona, hanendrikendrika, hilahadahatra an-dalambe.
Mpiara-mianatra in-dray mihira na “promotion” iray izahay, hoy ny filoha tale jeneralin’ny orinasa mpamokatra horonantsary Mendrika project, Andrianina Ravel,
Nieritreritra aho : inona tokoa no tokony ho lehibe kokoa, ny fisamborana, noho ny ahiahy kolikoly, ny mpiara-miasa amin’ny Filohan’ny Repoblika ve ;