airtel

kolontsaina

03-mai-2023

kolontsaina

Mahaleo, Erick Manana, Kolibera… Hanolotra revy akostika ranofotsiny

Sample post image

Revy akostika ranofotsiny, izany hoe gitara, valiha, amponga sy ny toy izany rehetra no hanarahan-drizalahy ny

03-mai-2023

hirany avy etsy amin’ny Coliseum Antsonjombe ny alatsinainin’ny Pentekosta ho avy izao dia ny 29 may 2023. Tsy iza ireo fa ry Dama sy Bekoto ao amin’ny tarika Mahaleo, Erick Manana, Kolibera, Benny, Dina, Goda, Passy, Rapalay, Hanitra, Jovin, Nini, Zandry gasy, Hery Njila. Ho porofoina amin’io fotoana io, hoy ny fanentanana, fa mbola matsiro ny revy tahaka izao. Ao anatin’ny fankalazana ny faha 15 taonan’ny trano famokarana Miritsoka ihany koa mo aizy ity, hoy hatrany ny fampitam-baovao voaray.
J. Mirija
 

Dans la même rubrique

18-août-2023

Fifidianana Filohan’ny Repoblika : olona iray ihany no ho lany, an’arivony hafa himenomenona, hanendrikendrika, hilahadahatra an-dalambe.

Card image cap
17-août-2023

Mpiara-mianatra in-dray mihira na “promotion” iray izahay, hoy ny filoha tale jeneralin’ny orinasa mpamokatra horonantsary Mendrika project, Andrianina Ravel,

Card image cap
17-août-2023

Nieritreritra aho : inona tokoa no tokony ho lehibe kokoa, ny fisamborana, noho ny ahiahy kolikoly, ny mpiara-miasa amin’ny Filohan’ny Repoblika ve ;

Card image cap