amin’ny tanàna ny tolokandron’ny 23 jolay izao manomboka amin’ny 2 ora sasany etsy amin’ny fiantsonam-piara na «parking» an’ny CCI Ivato. Araka izay lohateny izay dia mandra-pody masoandro mihitsy no hampirevirevy sy hitondra revirevy eny ry Mahaleo sy Samoela ary Princio. Toy ny mahazatra moa ny tarika Mahaleo dia hotronin’ireo taranany hatrany. Ankoatran’izay, amin’ny maha revirevy takariva na mody masoandro azy izay moa dia hisy afondasy sy kitonotono masikita ihany koa eny an-toerana, hoy hatrany ny fanazavana.
J. Mirija
Fifidianana Filohan’ny Repoblika : olona iray ihany no ho lany, an’arivony hafa himenomenona, hanendrikendrika, hilahadahatra an-dalambe.
Mpiara-mianatra in-dray mihira na “promotion” iray izahay, hoy ny filoha tale jeneralin’ny orinasa mpamokatra horonantsary Mendrika project, Andrianina Ravel,
Nieritreritra aho : inona tokoa no tokony ho lehibe kokoa, ny fisamborana, noho ny ahiahy kolikoly, ny mpiara-miasa amin’ny Filohan’ny Repoblika ve ;