airtel

kolontsaina

17-juil-2023

kolontsaina

Manala azy vita Bacc Hiditra amin’ny andiany faha 30

Sample post image

Hiditra amin’ny andiany faha 30, izany hoe feno 30 taona, ankehitriny ny fampisehoana fanaon’i Olombelo Ricky,

17-juil-2023

Manala azy vita Bacc. Efa miverina etsy Antsahamanitra indray moa izany ary tsy niova mihitsy ilay fomba fanaon’ity mpanankato ity azy io fa ny takarivan’ny fahavitan’ny fanadinam-panjakana Bakalorea hatrany, izany hoe manomboka amin’ny 5 ora hariva. Mozika be, afon-dasy, revirevy, kitonotono, hoy ny fanazavana, no ho hita eny an-toerana. Heverina ho isan’ny hampiavaka ny amin’ity indray mitoraka ity ihany koa ny fanentanana entin’i Fade DJ izay mpikosoka kapila mangirana.
J. Mirija
 

Dans la même rubrique

18-août-2023

Fifidianana Filohan’ny Repoblika : olona iray ihany no ho lany, an’arivony hafa himenomenona, hanendrikendrika, hilahadahatra an-dalambe.

Card image cap
17-août-2023

Mpiara-mianatra in-dray mihira na “promotion” iray izahay, hoy ny filoha tale jeneralin’ny orinasa mpamokatra horonantsary Mendrika project, Andrianina Ravel,

Card image cap
17-août-2023

Nieritreritra aho : inona tokoa no tokony ho lehibe kokoa, ny fisamborana, noho ny ahiahy kolikoly, ny mpiara-miasa amin’ny Filohan’ny Repoblika ve ;

Card image cap