izay moa no lohatenin’ny fampisehoana izay ho tanterahany eny an-toerana. Hira maherin’ny 30 isa, hoy ity mpanakanto ity, no hatao amin’io ary Samoela ranofotsiny. Ezahana asiana sombintsombin’ireo rakikira rehetra nandalo hatramin’izay ka hatramin’izao, izany hoe izay nalaza tao anatin’ireny vanim-potoana nandalo rehetra ireny no atao, hoy hatrany i Samoela.
J. Mirija
Fifidianana Filohan’ny Repoblika : olona iray ihany no ho lany, an’arivony hafa himenomenona, hanendrikendrika, hilahadahatra an-dalambe.
Mpiara-mianatra in-dray mihira na “promotion” iray izahay, hoy ny filoha tale jeneralin’ny orinasa mpamokatra horonantsary Mendrika project, Andrianina Ravel,
Nieritreritra aho : inona tokoa no tokony ho lehibe kokoa, ny fisamborana, noho ny ahiahy kolikoly, ny mpiara-miasa amin’ny Filohan’ny Repoblika ve ;