airtel

kolontsaina

06-juil-2023

kolontsaina

Olombelo Ricky Hanolotra «Takariva mahatsara vahiny»

Sample post image

Tonga indray ity ny vaninandrom-panadinana. Mamaramparana io mpanala BEPC.

06-juil-2023

Ho avy ny Bakalorea ary aorian’ny faha 20n’ny volana dia efa hanakoako eran’ny tanàna indray ity resaka manala azy vita Bacc ity. Rehefa miresaka an’izay moa dia mazava ho azy fa sarotra ny tsy hiresaka izany Olombelo Ricky izany, izay tao anatin’ny taona maro izany izao no niantsoan’ny mpankafy zavakanto azy hoe mpanjakan’ny manala azy. Izy rahateo no nitondra izay voambolana izay teo amin’ny tontolon’ny hira sy mozika, 30 taona lasa izay. Mialohan’ny Manala azy vita bacc nefa aloha dia hanolotra ny seho mitondra ny lohateny hoe «Takariva mahatsara vahiny» ao amin’ny Cit’hotel, Frantsa, ity mpanakanto ity ny 8 jolay izao, hoy hatrany ny fampitam-baovao.
J. Mirija
 

Dans la même rubrique

18-août-2023

Fifidianana Filohan’ny Repoblika : olona iray ihany no ho lany, an’arivony hafa himenomenona, hanendrikendrika, hilahadahatra an-dalambe.

Card image cap
17-août-2023

Mpiara-mianatra in-dray mihira na “promotion” iray izahay, hoy ny filoha tale jeneralin’ny orinasa mpamokatra horonantsary Mendrika project, Andrianina Ravel,

Card image cap
17-août-2023

Nieritreritra aho : inona tokoa no tokony ho lehibe kokoa, ny fisamborana, noho ny ahiahy kolikoly, ny mpiara-miasa amin’ny Filohan’ny Repoblika ve ;

Card image cap