airtel

kolontsaina

11-mai-2023

kolontsaina

Taratry ny mazava -20 taona Ho tendrena avokoa ny hira rehetra

Sample post image

Hamarana ny fanamarihana ny faha 20 taona nijoroany ny antoko mpihira Taratry ny mazava.

11-mai-2023

Etsy amin’ny Frera Soavimbahoaka, avaratr’i Gamo, trano malalaka eny Ampasampito no hanatontosana izany ny alahady 21 mey izao, hoy ny fanazavan’ny filohan’ny tarika, Ralaiarimanana, manomboka amin’ny 9 ora mandra-pahavitan’ny fety. Tsy anavahana finoana, hoy izy, ny fanasana. Antsoina ho tonga maro ny rehetra, indrindra, ny zanak’Ambohidanierana. Tsy misy vidim-pidirana io fa rakitra no tatazana ary efa misy ny sakafo sy tsakitsaky isan-karazany nomanin’ny tanora eny an-toerana. Ho tendrena avokoa ny hira rehetra amin’io, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Dans la même rubrique

18-août-2023

Fifidianana Filohan’ny Repoblika : olona iray ihany no ho lany, an’arivony hafa himenomenona, hanendrikendrika, hilahadahatra an-dalambe.

Card image cap
17-août-2023

Mpiara-mianatra in-dray mihira na “promotion” iray izahay, hoy ny filoha tale jeneralin’ny orinasa mpamokatra horonantsary Mendrika project, Andrianina Ravel,

Card image cap
17-août-2023

Nieritreritra aho : inona tokoa no tokony ho lehibe kokoa, ny fisamborana, noho ny ahiahy kolikoly, ny mpiara-miasa amin’ny Filohan’ny Repoblika ve ;

Card image cap