no nanasokajian’ireo mpamakafaka fanatanjahantena ny solontena malagasy any amin’ny lalaon’ny frankofonia, Njarasoa Claudine Nomenjanahary. Nahazo ny laharana faha 4 nefa ny tovovavy omaly. Nahavita 11.51" ny hazakazaka 100 metatra izy, zava-bita azo lazaina hoe tsy nampoizin’ireo mpandinika, araka izany. Ilay Ivoirianina Kone Maboundou no nahazo ny medaly volamena raha nahavita 11.24" teo amin’izay 100 metatra tsy misy fefy, sokajy vehivavy, izay, hoy hatrany ny tati-baovao voaray.
J. Mirija
Roa herinandro sisa dia hanomboka ny Lalaon'ny Nosy hotontosaina eto amintsika. Andiany faha 11 izay isan'ny
Vao 23 taona monja i Miary Zo Rakotondramboa dia efa feno ny andraikitra sahaniny.