Hery Mamy Rabarisoa. Misy, hoy izy, any Diana sy Menabe izay hiakatra eto Antananarivo ato ho ato. Efa misy sokajy vaventy na «poids lourd» izao hikatroka etsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina amin’io 14 mey io. Hananantsika daholo izany ireo sokajy miisa 10 takiana raha ilaina. 10 ny an’ny lehilahy dia 10 vehivavy. Ho an’ireo ligy tsy mamela ny atleta hanao fifaninanana dia ho avy amin’izay ny sazy satria dia fantatra fa tsy vitan’izay fa dia manaratsy ilay taranja koa izy ireo, hoy hatrany ny fanazavana.
J. Mirija
Roa herinandro sisa dia hanomboka ny Lalaon'ny Nosy hotontosaina eto amintsika. Andiany faha 11 izay isan'ny
Vao 23 taona monja i Miary Zo Rakotondramboa dia efa feno ny andraikitra sahaniny.