airtel

Sport

20-juil-2023

Sport

Alexandre Ramalingom Nahafaty baolina miisa 2 tao amin’ny Sabai FC sahady

Sample post image

Amin'izao fidirana amin’ny taom-pilalaovana vaovao izao dia nisy ny lalao fanomanana na “stage de préparation” izay nataon'ny Sabai FC,

20-juil-2023

klioba vaovao any Azerbaijan hilalaovan’ilay lohalaharana malagasy, Alexandre Ramalingom. Nisy, noho izany, ny lalao fitsapana nataon’ity klioba divizionina voalohany eo amin’ny taranja baolina kitra ao an-toerana ity tamin'ny ékipan'ny Erzurumspor FC. Nisaraka tamin'ny isa 4 noho 3 ny lalao. Nivoaka mpandresy ny Sabai ary nahafaty baolina miisa 2 sahady i Ramalingom, hoy hatrany ny fampitam-baovao voaray. Asa aty amin’ny ekipam-pirenena na hanao ahoana indray!
J. Mirija
 

Dans la même rubrique

17-août-2023

Roa herinandro sisa dia hanomboka ny Lalaon'ny Nosy hotontosaina eto amintsika. Andiany faha 11 izay isan'ny

Card image cap
17-août-2023

Vao 23 taona monja i Miary Zo Rakotondramboa dia efa feno ny andraikitra sahaniny.

Card image cap