Allan Rakotovazaha. Noraisiko ho filamatra hatramin’izay, hoy izy, ilay mpiandro tsatoby espaniolina kalaza tamin’ny fotoan’androny, Iker Casillas, reharehan’ny Réal Madrid tamin’izany. Mifanakaiky ny tsangananay rehefa jerena ny fomba filalao sy fakana baolina eo amin’ny tsipika manamorona ny tsatoby, hoy hatrany ny tenany. 22 taona moa ankehitriny i Allan ary milalao ao amin’ny klioba frantsay US Créteil Lusitanos, izay ao amin’ny fifaninanam-pirenena natokana ho an’ireo mbola tsy matihanina ao an-toerana na National 2.
J. Mirija
Roa herinandro sisa dia hanomboka ny Lalaon'ny Nosy hotontosaina eto amintsika. Andiany faha 11 izay isan'ny
Vao 23 taona monja i Miary Zo Rakotondramboa dia efa feno ny andraikitra sahaniny.