Fantatra izao fa ny ekipan'ny Gaborone United avy atsy Botswana no hofandona amin'ny Elgeco Plus mandritry ny lalao savaranonandon'ny fiadiana ny amboaran'ny CAF ny 18 na 19 aogositra no arao any Gaborone ny lalao mandroso. Etsy Mahalasina kosa ny lalao miverina ny 26 na 27 aogositra izay mifanindry indrindra amin'ny Lalaon'ny Nosy.
Clément RABARY
Roa herinandro sisa dia hanomboka ny Lalaon'ny Nosy hotontosaina eto amintsika. Andiany faha 11 izay isan'ny
Vao 23 taona monja i Miary Zo Rakotondramboa dia efa feno ny andraikitra sahaniny.