airtel

Sport

20-juil-2023

Sport

Baolina Kitra Mbola Hakim ihany no Abdallah

Sample post image

Lasa nilalao any Roumanie ao amin'ny Dinamo Bucarest indray ilay mpanafika an'i Roro sy Dupuis, Hakim Abdallah.

20-juil-2023

Efa nanomboka ny fiadiana izay ho tompondaka ry zareo saingy dia mbola tsy nahafaty baolina ihany i Hakim Abdallah na dia tompon-toerana aza Io anie rehafa tsy mety dia tsy mety raha tsy angaha hifindra aty amin'ny FC Rouge izay mbola mandray ireo ekipa efa somary nahazo taona. Resin'ny Craiova tamin'ny isa 2 noho tsy misy ny Dinamo Bucarest ny alahady teo.
Clément RABARY
 

Dans la même rubrique

17-août-2023

Roa herinandro sisa dia hanomboka ny Lalaon'ny Nosy hotontosaina eto amintsika. Andiany faha 11 izay isan'ny

Card image cap
17-août-2023

Vao 23 taona monja i Miary Zo Rakotondramboa dia efa feno ny andraikitra sahaniny.

Card image cap