Telo noho iray no niafaran'ity lalao izay tafiditra ihany koa amin'ny fankalazana ny jobilin'ny filohan:ny Federasiona teo aloha Ahmad. Nitombo avo ria heny izany ny hafaliana ho an:ny mponina tao Mahajanga. Efa mampouzina ihany izao fandresena izao satria azo lazaiana nilalao tao antananany ihany ny Barea noho ireo mpilalaon'ny Fosa Juniors marobe mandrafitra ity ekipan'i Roro Rakotondrabe ity.
Clément RABARY
Roa herinandro sisa dia hanomboka ny Lalaon'ny Nosy hotontosaina eto amintsika. Andiany faha 11 izay isan'ny
Vao 23 taona monja i Miary Zo Rakotondramboa dia efa feno ny andraikitra sahaniny.