Samy niaky ny rehetra fa nahazo aina vao ny Club M. Ny minisitry ny Fanatanjahantena any an-toerana aza dia vaky vava hoe niova endrika mihitsy ny baolina kitra maorisy. I Fidy Rasoanaivo kosa nanoloana ny mpanao gazety dia nidera ireo mpilalao nahafehy ny toromarika rehetra ary nanentana ny rehetra hanohana ity ekipa ity. Manana mpilalao tsara i Maorisy hoy ihany i Fidy Rasoanaivo ary tena mety lasa lavitra. Fampitandremana sahady izany ho an'ny Barea afaka volana vitsivitsy.
Légende : Rado Rasoanaivo, izay Malagasy no mpanazatra ny ekipam-pirenena Maorisianina amin’ny baolina kitra
Clément RABARY
Roa herinandro sisa dia hanomboka ny Lalaon'ny Nosy hotontosaina eto amintsika. Andiany faha 11 izay isan'ny
Vao 23 taona monja i Miary Zo Rakotondramboa dia efa feno ny andraikitra sahaniny.