nataon'i Benony Jacques fa tsy ny komity mpanantanteraka akory mo tapitra ny fotoam-piasana fa ireo Ligy izay efa tsy manankery intsony satria tapitra tamin'ny 2022. Tsy mitombina noho izany ny fanapahan-kevitra niarahana tamin'ny ligy mikasika indrindra ny fanendrena ireo hitondra ny fifidianana ho avy ka manahy i Benony Jacques sao dia hitarika romoromo izany hoan:ireo kandida tsy lany. Misy fomba tsotra anefa hoy izy ny hialana amin'izany raha atao an-tsoratra ny fifanarahana hoe manaiky niaraka izay valiny eo na lany na tsy lany.
Clément RABARY
Roa herinandro sisa dia hanomboka ny Lalaon'ny Nosy hotontosaina eto amintsika. Andiany faha 11 izay isan'ny
Vao 23 taona monja i Miary Zo Rakotondramboa dia efa feno ny andraikitra sahaniny.