airtel

Sport

24-juil-2023

Sport

Basket 3x3 Wuxi Challenge Fahaefatra ny Malagasy

Sample post image

Mbola namiratra indray ny Malagasy izay mitondra ny anarana hoe Antananarivo nandritry ny Wuxi Challenge 3x3 basket tany Chine.

24-juil-2023

Nandresy ny Lituanie Raudondvaris Hopkins 20 noho 18 ry Elly sy ny namany nandrotry ny ampahaefadalana. Teo amin'ny manasa-dalana no nipndroka teo anatrehan'i Beijing tompotany ny Malagasy (18 noho 12). Na izany aza dia tafita any amin'ny WT Shanghai Masters indray ny olon'i Deda Randrianarivelo. Ny 28 sy 29 oktobra kosa dia mbola handray anjara amin'ny Taipeh Challenge koa ireto mahery fo Malagasy ireto.
Clément RABARY
 

Dans la même rubrique

17-août-2023

Roa herinandro sisa dia hanomboka ny Lalaon'ny Nosy hotontosaina eto amintsika. Andiany faha 11 izay isan'ny

Card image cap
17-août-2023

Vao 23 taona monja i Miary Zo Rakotondramboa dia efa feno ny andraikitra sahaniny.

Card image cap