airtel

Sport

24-mai-2023

Sport

Basketball 3x3 Herinandro sisa

Sample post image

Vonona ny ekipa malagasy hiatrika ny fiadiana ny tompondaka eran-tany eo amin'ny baskety lalaovin'olona telo Efa andro maromaro izay ry Elly,

24-mai-2023

Livio, Arnold sy Fiary no manoma-tena fatratra ao amin'ny Akademia ao Serbia izay isan'ireo tsara indrindra satria dia tantanan'ireo teknisiana avo lenta sy efa nandrombaka ny anaram-boninahitra erantany maromaro. Na ny mpanazatra Deda Randrianarivelo aza dia inoana fa mahazo traikefa amin'ity fandalovany any Serbia. Ny indro kely anefa dia miray vondroba amin'ny Serbia isika Malagasy. Fa tsy Serbia irery fa ao koa Lafrantsa, Alemaina ary Brezila. Ireo mafy be fa efa natao moa.
Clément RABARY
 

Dans la même rubrique

17-août-2023

Roa herinandro sisa dia hanomboka ny Lalaon'ny Nosy hotontosaina eto amintsika. Andiany faha 11 izay isan'ny

Card image cap
17-août-2023

Vao 23 taona monja i Miary Zo Rakotondramboa dia efa feno ny andraikitra sahaniny.

Card image cap