airtel

Sport

05-juil-2023

Sport

Basketball Anaty ekipa voafantin'i Afrika i Mathias M'Madi

Sample post image

Na dia tsy mbola hoe draft NBA aza dia mba efa tsy lavitra ity an'i Mathias M'Madi ity.

05-juil-2023

Voafidy ao anatin'ny ekipa voafantin'i Afrika latsaky ny 23 taona mantsy ny tovolahy ary handray anjara amin'ilay fifaninanana iraisam-pirenena hatao any Toronto Canada ny 12 ka hatramin'ny 16 jolay miditra io. Handray anjara amin'ilay fifaninanana io koa ny Amerikanina sy ny Alemaina ary mazava ho azy Canada. Efa dingana lehibe io ary raha ny vitan'i Madi tany Debrecen farany teo dia tsy hosarotra aminy ny ahita Oniversite Amerikanina handray azy Ho hita eo ihany.
Clément RABARY
 

Dans la même rubrique

17-août-2023

Roa herinandro sisa dia hanomboka ny Lalaon'ny Nosy hotontosaina eto amintsika. Andiany faha 11 izay isan'ny

Card image cap
17-août-2023

Vao 23 taona monja i Miary Zo Rakotondramboa dia efa feno ny andraikitra sahaniny.

Card image cap