Sa dia mbola misy tsy milamina taorian'iny fametrahana fialana ny coach Mémé Randria. Ny vaovao farany mantsy no nahalalana fa Jerry Rabibisoa irery no voatazona. Mba nojerena ihany ny hafa fa toa manahirana satria mety ho voatazona any amin'ny 3x3 ry Elly sy Livio raha raikitra ihany fa tsy mahazo mifangaro ny lisitra. Ary raha mahazo aza dia manana aina amin'ny izany ve ireto tany Vienne ireto. Asa aloha fa tena mbola eny ambony rahona izao ny basket malagasy ka mila midina eto antany amin'izay sao eto antoerana vao ho afa-baraka Tena msnomana mantsy na La Réunion na Seychelles ka sao voa eo vao hoe dony aho Ranaotra.
Clément RABARY
Roa herinandro sisa dia hanomboka ny Lalaon'ny Nosy hotontosaina eto amintsika. Andiany faha 11 izay isan'ny
Vao 23 taona monja i Miary Zo Rakotondramboa dia efa feno ny andraikitra sahaniny.