Teo amin'ny basket no tena nahafantarana azy satria efa nandrafitra ny ekipam-pirenena izy fony izy tao amin'ny Cimelta .Nilalao tao amin'ny Jirama Toliara handball koa izy ary efa mpilalao kitra ihany koa. Toa ireo olobe taloha dia havanana amin'ny taranja rehetra i Rapo sady nanambatana. Izany no tena tonga amin'ny fiteny hoe very olomanga ny Fanatanjahantena malagasy. Mirary fihononana feno ho an'ny fianakaviany.
Clément RABARY
Roa herinandro sisa dia hanomboka ny Lalaon'ny Nosy hotontosaina eto amintsika. Andiany faha 11 izay isan'ny
Vao 23 taona monja i Miary Zo Rakotondramboa dia efa feno ny andraikitra sahaniny.