airtel

Sport

24-juil-2023

Sport

Lalaina Nomenjanahary na Bolida Hanazatra ny Paris FC U19

Sample post image

Taorian’ny fahazoany ny mari-pahaizana maha mpanazatra BEF na “Brevet d'Entraîneur de Football”, izay tsiahivina

24-juil-2023

hatrany fa mitovy lanja amin’ny diplaoma eoropeanina UEFA A, dia hiverina any amin’ny klioba nilalaovany fahiny ao Frantsa indray izay i Bolida na Lalaina Nomenjanahary. Voatendry hanazatra ny klioban’ny baolina kitra Paris FC ny lehilahy. Ny ekipa latsaky ny 19 moa no ho raisiny ka ny toerana maha mpanazatra mpanampy aloha, raha ny fampitam-baovao voaray, no hisantarany izany lalam-baovao maha mpanazatra azy izany. Hanomboka handray ny anjara andraikiny amin’io taom-pilalaovana hiditra io ity lohalaharana kintan’ny Barea fahiny ity, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany.
J. Mirija
 

Dans la même rubrique

17-août-2023

Roa herinandro sisa dia hanomboka ny Lalaon'ny Nosy hotontosaina eto amintsika. Andiany faha 11 izay isan'ny

Card image cap
17-août-2023

Vao 23 taona monja i Miary Zo Rakotondramboa dia efa feno ny andraikitra sahaniny.

Card image cap