Ho tontosaina anio etsy amin'ny Lapan'ny Fanantanjahantena ny antsapaka ho an'ireto taranja ireto. Baolina kitra, basket 5x5, basket 3x3, rugby, handball sy volley-ball.
Clément RABARY
Roa herinandro sisa dia hanomboka ny Lalaon'ny Nosy hotontosaina eto amintsika. Andiany faha 11 izay isan'ny
Vao 23 taona monja i Miary Zo Rakotondramboa dia efa feno ny andraikitra sahaniny.