Azo lazaina ho niverina amin’ny heriny tsara ankehitriny ny lehilahy raha ny hita tamin’ny lalao nataony farany izay nihaonan’ny ekipany ao Thailand dia ilay divizionina voalohany, Ratchaburi FC, tamin’ny Dragon Patwumani ka nandresen-dry Njiva sy ny ekipany tamin’ny isa 3 noho 0. Njiva no namono ny baolina faha 3 nandritr’ity lalao ara-pirahalahiana ity.
J. Mirija
Roa herinandro sisa dia hanomboka ny Lalaon'ny Nosy hotontosaina eto amintsika. Andiany faha 11 izay isan'ny
Vao 23 taona monja i Miary Zo Rakotondramboa dia efa feno ny andraikitra sahaniny.