airtel

Sport

29-juin-2023

Sport

Orange Pro League Hanao famaranana ny Fanalamanga

Sample post image

Nandiso tanteraka ny tombatombana ny AS Fanalamanga raha nanilika ny COSFA omaly teny amin'ny Kianja Elgeco Plus.

29-juin-2023

Baolina tokana matin'i Tsila no nitondra ny Fanalamanga ho any amin'ny famaranana izay hihaonany amin'ny Fosa Juniors. Diso mifankafantatra ireto ekipa ireto ka heverina hiady ny baolina. Ny Fosa moa hatrany am-piandohana dia efa niomana ara-tsaina ary ara-bola koa aza ny hanafika any Afrika. Raha ny Fanalamanga indray dia mbola teboka satria tsy mora izany hiady ny amboaran'i Afrika izany. Raha tsy hoe hotaperina angamba ny ala Atsinanana.
Clément RABARY
 

Dans la même rubrique

17-août-2023

Roa herinandro sisa dia hanomboka ny Lalaon'ny Nosy hotontosaina eto amintsika. Andiany faha 11 izay isan'ny

Card image cap
17-août-2023

Vao 23 taona monja i Miary Zo Rakotondramboa dia efa feno ny andraikitra sahaniny.

Card image cap