airtel

Sport

09-mai-2023

Sport

Patrice Beaumelle «Manana ny kalitaony i Rakool»

Sample post image

Isan'ireo mpilalao mbola ajoroko matetika i Koloina, hoy i Patrice Beaumelle, mpanazatra ny klioban’ny baolina kitra

09-mai-2023

divizionina voalohany alzerianina izay ilalaovan’ilay malagasy, Koloina Razafindranaivo na Rakool. Niresaka taminy aho, hoy izy. Voalohany ho azy izany milalao eo amin'ny sehatra matihanina izany ary kolontsaina hafa no iainany aty. Manana ny kalitaony izy. Efa eto an-toerana aloha izao ny vadiny. Mipetraka tsara ny fifampitokisana aminy raha eo anivon'ny mpilalao, Ny indro kely fotsiny dia ny mpankafy manomboka tsy dia mahandry intsony. Manana ny kalitao rehetra ao aminy izy hamiratana indray, hoy hatrany ity tekinisianina frantsay ity.
J. Mirija
 

Dans la même rubrique

17-août-2023

Roa herinandro sisa dia hanomboka ny Lalaon'ny Nosy hotontosaina eto amintsika. Andiany faha 11 izay isan'ny

Card image cap
17-août-2023

Vao 23 taona monja i Miary Zo Rakotondramboa dia efa feno ny andraikitra sahaniny.

Card image cap