airtel

Sport

27-juin-2023

Sport

Taranja Judo Lasan’i Laura Rasoanaivo indray ny amboaran’i Afrika

Sample post image

Mitohy hatrany hatreto ny fametrahan’i Laura Rasoanaivo ny maha laharana voalohany manerana izao tontolo izao azy eo amin’ny taranja haiady Judo.

27-juin-2023

Nivoaka mpandresy teo anoloan’ilay nizerianina Kadidja indray ity tovovavy mahery fon’ny firenena malagasy ity nandritry ny lalao famaranana ny amboaran’i Afrika ho an’ny sokajy zandriny na «junior» vehivavy. Hatreto dia ny sokajy latsaky ny 70 kg hatrany moa no handraisany anjara. Nentintsika nody indray izany aloha tamin’ity ny medaly volamena, raha ny fampitam-baovao voaray momba izany ny faran’ny herinandro teo hatrany.
J. Mirija

Dans la même rubrique

17-août-2023

Roa herinandro sisa dia hanomboka ny Lalaon'ny Nosy hotontosaina eto amintsika. Andiany faha 11 izay isan'ny

Card image cap
17-août-2023

Vao 23 taona monja i Miary Zo Rakotondramboa dia efa feno ny andraikitra sahaniny.

Card image cap