airtel

Sport

07-juin-2023

Sport

Tennis- Amboara Billie Jean King Nataon’ny Malagasy tsy nisotro rano i Lesotho

Sample post image

Nandravarava ny mpilalao tennis Malagasy vehivavy omaly nandritry ny Amboara Billie Jean King tatsy Lesotho. Resin'ny Malagasy 3 noho 0 ry zareo tompontany.

07-juin-2023

Narindra Ranaivo no nanokatra ny lalao ka nataony bisikileta (6/0 ; 6/0) i Manyama Maisa. I Harena no mba nanome isa iray (6/1 ; 6/0) ani Kamohela Khabele. Teo amin'ny olon-droa miaraka dia nataon'i Mialy Ranaivo sy Mitia Voavy nahita kintana i Kaeleletso Mosena sy Seaper Senalta tao anatin'ny indray mipi-maso (6/0 ; 6/0).
Clément RABARY
 

Dans la même rubrique

17-août-2023

Roa herinandro sisa dia hanomboka ny Lalaon'ny Nosy hotontosaina eto amintsika. Andiany faha 11 izay isan'ny

Card image cap
17-août-2023

Vao 23 taona monja i Miary Zo Rakotondramboa dia efa feno ny andraikitra sahaniny.

Card image cap