Rakotomalala no nanokatra ny lalana raha nandresy an'i Neo Makhake tamin'ny seta 2 noho 1 (3/6 ; 6/2 ; 6/3) I Lucas Andriamasilalao indray dia nampiondrika any Mpho Leshoele (6/0 ; 6/3) Teo amin'ny olon-droa miaraka indray dia nandresy an'i Lerato Mathibela sy Elliot Khojane i Fenosoa Rasendra sy Nicolas Raharivony (6/2 ; 6/0). Amin'ny zoma izao indray no hihaona amin'ny Ouganda ny ekipa malagasy mandritra ity fifaninanana hiakarana ao amin'ny Vondrona IV.
Clément RABARY
Roa herinandro sisa dia hanomboka ny Lalaon'ny Nosy hotontosaina eto amintsika. Andiany faha 11 izay isan'ny
Vao 23 taona monja i Miary Zo Rakotondramboa dia efa feno ny andraikitra sahaniny.