airtel

Sport

26-mai-2023

Sport

Volley-ball Tompondakan'i Madagasikara Fantatra ireo hanao manasa-dalana

Sample post image

Tafahoana any Toamasina ireo klioba matanjaka eo amin'ny sokajy N1 lahy sy vavy. Fantatra omaly hariva ireo ekipa vehivavy hiatrika ny manasa-dalana anio.

26-mai-2023

Toy izao no valin'ny lalao ampahaefadalana omaly Stef'Auto nandresy ny MAMI tamin'ny seta 3 noho 9 (25/11 ; 25/16 ; 25/27) GNVB nandresy ny MVBC tamin'ny seta 3 noho 0 (25/17 ; 26/24 ; 25/23) Squad nandresy ny AVBCA (21/25 ; 25/14 ; 25/16 ; 25)13) ASI nandresy ny AMVB tamin'ny seta 3 noho 2 (25/15 ; 25/22 ; 24/26 ; 19/25 ; 15/11) Toy izao kosa ny hihaona amin'ny manasa-dalana lehilahy. Ny GNVB hihaona amin'ny CVBF ary ny COSFA hifandona amin'ny ASI Itaosy.
Clément RABARY
 

Dans la même rubrique

17-août-2023

Roa herinandro sisa dia hanomboka ny Lalaon'ny Nosy hotontosaina eto amintsika. Andiany faha 11 izay isan'ny

Card image cap
17-août-2023

Vao 23 taona monja i Miary Zo Rakotondramboa dia efa feno ny andraikitra sahaniny.

Card image cap