airtel

Sosialy

04-août-2023

Sosialy

Entona fandrehitra Nisy fidinany ny Vitogaz

Sample post image

Voamarin’ny ekipan’ny DPC na Foibem-pitondrana misahana ny fiarovana ny mpanjifa omaly fa nisy fidinany ny

04-août-2023

vidin’ny entona fandrehitra Vitogaz eny amin’ny mpivarotra azy, hoy ny fampitam-baovao voaray. Eo amin'ny 1000 Ariary io fihenam-bidy io ho an'ny entona na “gaz” 4kg, izany hoe lasa 26.500 Ariary izany ankehitriny. 2200 Ariary ny 9kg, izany hoe lasa 60.800 Ariary. 3100 Ariary ho an’ny 12,5kg ka lasa 83.900 Ariary ary 9900 Ariary ho an’ny 39kg izay nanjary 395.200 Ariary, raha ny fampitam-baovao voaray hatramin’ny omaly ihany.
J. Mirija
 

Dans la même rubrique

17-août-2023

Mbola vao 5 kg isan’olona isan-taona ho an’ny Malagasy

Card image cap