airtel

Actualités

19-juin-2023

Actualités

Anosimahavelona Tanjombato Mody nirahany nividy « crédit » avy eo naolany ilay tovovavy

Sample post image

Tovovavy kely iray vao 16 taona monja no fantatra fa bevohokan’ny olona niray tanana taminy ihany rehefa naolany tamin’ny volana janoary lasa teo.

19-juin-2023

Raha tsiahivina kely ny tantara dia m𝐨𝐝𝐲 𝐧𝐢𝐫𝐚𝐡𝐢𝐧`ilay 𝐥𝐞𝐡𝐢𝐥𝐚𝐡𝐲 35 taona 𝐧𝐢𝐯𝐢𝐝𝐲 fahana na 𝐜𝐫𝐞́𝐝𝐢𝐭 𝐢𝐳𝐲 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧`𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐫𝐲 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐟𝐚 𝐧𝐚𝐧𝐚𝐭𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐢𝐥𝐚𝐲 𝐜𝐫𝐞́𝐝𝐢𝐭 𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐧-𝐭𝐫𝐚𝐧𝐨 𝐝𝐢𝐚 𝐧𝐨𝐡𝐢𝐝𝐢𝐧-𝐝𝐫𝐚𝐥𝐞𝐡𝐢𝐥𝐚𝐡𝐲 𝐚𝐯𝐲 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐫𝐚𝐯𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚. 𝐍𝐨𝐭𝐚𝐦𝐩𝐞𝐧𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐯𝐚𝐧’ity tovovavy kely ity 𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐥𝐚𝐧-𝐝𝐫𝐚𝐭𝐬𝐢𝐧𝐲 ka 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐟𝐚 𝐯𝐢𝐭𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐝𝐢𝐚 𝐧𝐨𝐫𝐚𝐡𝐨𝐧𝐚𝐧𝐲 𝐭𝐬𝐲 𝐡𝐢𝐥𝐚𝐳𝐚 𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧`𝐢𝐳𝐚 𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧`𝐢𝐳𝐚 ilay tovovavy. Efa 5 volana ny kibony raha araka ny fanadihadiana nataon’ny mpitandro ny filaminana hatrany. 𝐍𝐲 𝐳𝐨𝐤𝐢𝐧`𝐢𝐥𝐚𝐲 𝐭𝐨𝐯𝐨𝐯𝐚𝐯𝐲 𝐧𝐢𝐡𝐚𝐫𝐚𝐧`𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐥𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 moa 𝐧𝐨 𝐧𝐚𝐡𝐚𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐟𝐚 𝐭𝐨𝐚 bevohoka ilay 𝐳𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐯𝐲 𝐤𝐚 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐟𝐚 𝐧𝐞𝐧𝐭𝐢𝐧𝐲 𝐧𝐚𝐦𝐨𝐧𝐣𝐲 𝐦𝐩𝐢𝐭𝐬𝐚𝐛𝐨 𝐝𝐢𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐭𝐚𝐭𝐫𝐚 fa tena izany tokoa. Nanomboka teo ny fanadihadiana ka efa naiditra am-ponja vonjimaika ilay tsy mataho-tody.
Nangonin’i Pati
Legende : Ity ilay tsy mataho-tody nanolana tovovavy tsy ampy taona
 

Dans la même rubrique

18-août-2023

Ataovy laharam-pahamehana, araho drafitra nasionaly ny sehatry ny lavanila, noho izany harem-pirenena, hoy ny antoko politika Malagasy Miara-miainga na MMM!

Card image cap
18-août-2023

Ny 10 aogositra, herinandro katroka omaly no nilazan’ny Minisitry ny angovo sy ny akoran’afo Atoa Solo Andriamanampisoa fa tsy hisy intsony ny delestazy avy amin’ny fitsitsiana.

Card image cap
18-août-2023

Loharanon’aretina ny loto, mety hitarika hatramin’ny fahafatesana.Marika ny tsy fanajana lalàna sy fitsipika ihany koa ny fanipazana sy fanariana fako etsy sy eroa.

Card image cap
18-août-2023

Notorian’ny Lehiben’ny firaketan-draharahan’ny Fitsarana Rtoa Ellah Inham Herinatrehana sy ny mpitsara iray ho nanao fanalam-baraka,

Card image cap
18-août-2023

Tafiditra tanteraka ao anatin’ny vanim-potoanan’ny fialan-tsasatra lehibe isika ankehitriny.

Card image cap
18-août-2023

asa vonjy tavan’andron’ny fiadidiana ny kaominin’Antananarivo renivohitra hatrany ny mikasika ny fako be nisavovona

Card image cap