Tsy ny hafa no hizaka ny vokatry ny atao fa ny tena ihany, hoy izy. Ny tody tsy antsoina fa ny atao no mivaly. Ny ady tsy voninahitra. Ny teny mandratra tsy fandresena. Ny hetraketraka tsy tanjaka. Ny fanambakana tsy hery. Izaho Eliace Ralaiariamanana dia efa natsoina ho any amin'ny tsara ka tsy mety ny talenta sy ny traikefa hananako raha tsy hanasoavana ny vahoaka sy ny firenena, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
Ataovy laharam-pahamehana, araho drafitra nasionaly ny sehatry ny lavanila, noho izany harem-pirenena, hoy ny antoko politika Malagasy Miara-miainga na MMM!
Ny 10 aogositra, herinandro katroka omaly no nilazan’ny Minisitry ny angovo sy ny akoran’afo Atoa Solo Andriamanampisoa fa tsy hisy intsony ny delestazy avy amin’ny fitsitsiana.
Loharanon’aretina ny loto, mety hitarika hatramin’ny fahafatesana.Marika ny tsy fanajana lalàna sy fitsipika ihany koa ny fanipazana sy fanariana fako etsy sy eroa.
Notorian’ny Lehiben’ny firaketan-draharahan’ny Fitsarana Rtoa Ellah Inham Herinatrehana sy ny mpitsara iray ho nanao fanalam-baraka,
Tafiditra tanteraka ao anatin’ny vanim-potoanan’ny fialan-tsasatra lehibe isika ankehitriny.
asa vonjy tavan’andron’ny fiadidiana ny kaominin’Antananarivo renivohitra hatrany ny mikasika ny fako be nisavovona