Manana tolotra miavaka mifanandrify amin' izany indrindra ny Tranombarotra « Baolai » etsy Soarano, Analakely ary ao Bazar - be Toamasina. « Ho fiarahana mankalaza amimpifaliana ireo fety 2 miavaka ireo sy ny faha 20 taonan’ity tranom-barotra ity dia misy ny fihenambidy goavam-be hataon’izy ireo amin’ireo karazan’entana maro samihafa misy ao aminy. Anisan’ireny ny Smart Tv sy Télé led manomboka 32 hatramin' ny 85 pouces izay misy antoka 12 volana. Ny 32 pouces marika jeyoo dia manomboka 320 000 Ariary ny vidiny. Ary ho an' ireo izay mividy 32 pouces hisense iray, izay 529 999 Ariary ny vidiny, dia hahazo fer à repasser iray » hoy ny tompon' andraikitra. Vao nahatonga entana vaovao azo hatao fanomezana sy hanoloana ny ao an-trano koa mo aizy ireo toy ny Subwoofer, Laser Tv 88 - 100 et 120 pouces izay misy antoka 12 volana , ny réfrigérateur, ny table machine à laver double barre, …
Pati
Ataovy laharam-pahamehana, araho drafitra nasionaly ny sehatry ny lavanila, noho izany harem-pirenena, hoy ny antoko politika Malagasy Miara-miainga na MMM!
Ny 10 aogositra, herinandro katroka omaly no nilazan’ny Minisitry ny angovo sy ny akoran’afo Atoa Solo Andriamanampisoa fa tsy hisy intsony ny delestazy avy amin’ny fitsitsiana.
Loharanon’aretina ny loto, mety hitarika hatramin’ny fahafatesana.Marika ny tsy fanajana lalàna sy fitsipika ihany koa ny fanipazana sy fanariana fako etsy sy eroa.
Notorian’ny Lehiben’ny firaketan-draharahan’ny Fitsarana Rtoa Ellah Inham Herinatrehana sy ny mpitsara iray ho nanao fanalam-baraka,
Tafiditra tanteraka ao anatin’ny vanim-potoanan’ny fialan-tsasatra lehibe isika ankehitriny.
asa vonjy tavan’andron’ny fiadidiana ny kaominin’Antananarivo renivohitra hatrany ny mikasika ny fako be nisavovona