Norovitiny ny zipon'ilay ramatoa ary saika hanaovany ny filan-dratsiny. Niantso vonjy ilay Ramatoa nandritra izany tonga haingana ny fokonolona sy ny Polisy ary voasakana ny fanolanana saika hataony. Nosamborina avy hatrany moa ilay Rangahy. Tsiahivina hatrany moa fa ankoatra ireo olona mifoka rongony mahavita manolana zaza amam-behivavy dia anisan’ny antony mandrisika ireo lehilahy hanaotao foana ihany koa ny fanaovan’ny vehivavy fitafiana manaitaitra toy ny zipo fohy na akanjo tery manara-batana ka tokony ho tonga saina ny tsirairay.
Pati
Ataovy laharam-pahamehana, araho drafitra nasionaly ny sehatry ny lavanila, noho izany harem-pirenena, hoy ny antoko politika Malagasy Miara-miainga na MMM!
Ny 10 aogositra, herinandro katroka omaly no nilazan’ny Minisitry ny angovo sy ny akoran’afo Atoa Solo Andriamanampisoa fa tsy hisy intsony ny delestazy avy amin’ny fitsitsiana.
Loharanon’aretina ny loto, mety hitarika hatramin’ny fahafatesana.Marika ny tsy fanajana lalàna sy fitsipika ihany koa ny fanipazana sy fanariana fako etsy sy eroa.
Notorian’ny Lehiben’ny firaketan-draharahan’ny Fitsarana Rtoa Ellah Inham Herinatrehana sy ny mpitsara iray ho nanao fanalam-baraka,
Tafiditra tanteraka ao anatin’ny vanim-potoanan’ny fialan-tsasatra lehibe isika ankehitriny.
asa vonjy tavan’andron’ny fiadidiana ny kaominin’Antananarivo renivohitra hatrany ny mikasika ny fako be nisavovona