ireo teratany vahiny any am-pitandranomasina any. Rehefa antitra na rehefa misy fety ihany vao mba miditra am-piangonana ny sasany amin’izy ireny fa ny ankoatra izay dia saika miantehitra amin’ny hareny sy ny fahaizany ary ny heriny avokoa. Na izany aza anefa hoy pastera Heritiana Randriarimalala dia mora resena lahatra noho ny teratany Malagasy izy ireny. Ny antony tsy hivavahan’ny vahiny mantsy hoy izy dia ilay tsy fahafantarany ny antony ilany an’Andriamanitra eo amin’ny fiainany mihitsy. Rehefa tena fantany anefa io hoy hatrany ity filoha mpanorina ny trano fivavahana Vahao ny oloko ity dia mora ho azy ny mibebaka sy mandray ny Tompo. Notsiahiviny moa fa ankoatra ny eto Madagasikara dia marobe ihany koa ireo olona any am-pitandranomasina no mamono tena noho ny aretina tsy sitra-panafody mety mahazo azy,ny olana ara-tokantrano saro-habana….Marihina moa fa nanitatra ny ambahindahin’ny asan’Andriamanitra tany La Frantsa Pastera Heritiana ho famonjena fanahin’olona maro.
Pati
Legende : Pastera Heritiana Randriarimalala, mbola hanitatra ny fiangonana Vahao ny oloko hatrany La Frantsa
Ataovy laharam-pahamehana, araho drafitra nasionaly ny sehatry ny lavanila, noho izany harem-pirenena, hoy ny antoko politika Malagasy Miara-miainga na MMM!
Ny 10 aogositra, herinandro katroka omaly no nilazan’ny Minisitry ny angovo sy ny akoran’afo Atoa Solo Andriamanampisoa fa tsy hisy intsony ny delestazy avy amin’ny fitsitsiana.
Loharanon’aretina ny loto, mety hitarika hatramin’ny fahafatesana.Marika ny tsy fanajana lalàna sy fitsipika ihany koa ny fanipazana sy fanariana fako etsy sy eroa.
Notorian’ny Lehiben’ny firaketan-draharahan’ny Fitsarana Rtoa Ellah Inham Herinatrehana sy ny mpitsara iray ho nanao fanalam-baraka,
Tafiditra tanteraka ao anatin’ny vanim-potoanan’ny fialan-tsasatra lehibe isika ankehitriny.
asa vonjy tavan’andron’ny fiadidiana ny kaominin’Antananarivo renivohitra hatrany ny mikasika ny fako be nisavovona