Tanora nilofo tamin’ny fianarana ka nahomby rehefa avy nandalo antana-tohatra maro teo amin’ny sehatry ny asa Tale Mpitantana ary Mpampianatra ao amin’ny Oniversite ITU: Nisafidy ny hizara ny fahaizany sy ny fahalalany eo amin’ny tontolon’ny fanabeazana Misokatra amin’ny tsenam-barotra iraisam-pirenena: Nanangana orinasa misahana sehatra isan-karazany ka nanome asa ireo tanora maro be Mampiray: Tia fihavanana ary manana toetra mampitambatra Nanokatra lalana ho an’ny kanto sy ny vita malagasy tany Afrika atsimo: Mandala ny kolontsaina sy ny zava-kanto malagasy
Nanolotra tatitra an-tsoratra ny vokatry ny fitsirihana na “audit” nataony tamin’ny lisi-pifidianana teo anelanelan’ny 23may-31 jolay ireo manam-pahaizana eto an-toerana omaly.
Somary mamaivay ny raharaham-pirenena ankehitriny, hoy ny mpanao politika sady mpandraharaha, Falson Jocelyn Rantenaina.
Sarotra ny fiainana fa mila malina Tsy miapanga an’iza na iza aho fa miteny fotsiny satria manana maso hijery sy sofina hihaino!
Namoaka fanambarana niraisana miantefa amin’ny Fiakaviam-be iraisam-pirenena sy ireo mpisehatra ara-pifidianana omaly
Samy miandry izay ho tohin’ny raharaha Tale Kabinetran’ny Fiadidian’ny Repoblika Rtoa Romy Voos Andrianarisoa ny rehetra.
Kandida ofisialin’ny Firaisankinan’ny tia tanindrazana na FTT ny tenako, Tahina Razafinjoelina, araka ny fanapahan-kevitry ny antoko nandritra